Ireo mpiandraikitra ny ankohonana

 

Ny aumônier sy ny komity am-perinasa ankehitriny :

 

Mpandrindra ny Ankohonana

 

mompera Roger Pascal Andriamitantsoa, sj

mail : andriamitantsoa2@yahoo.fr
tel : (+39) 06 69868 7690
cell :  (+39) 3279067766
adiresy : Residenza San Pietro Canisio, via dei Penitenzieri 20, 00193 ROMA, ITALIA

Filoha   Hanitra Raharisolo
Filoha lefitra   Sylvestre Randriamasy
Mpitan-tsoratra 1 Bebiniriana Laurencia Ralisoa
Mpitan-tsoratra 2 fr. Sylvain Ramandimbiarisoa
Mpitam-bola sr. Ernestine Rasoarimalala
Mpitam-bola mpanampy

Hasina Rakotomanana

 

 

Ireo birao nifandimby :

 

Taona pastoraly 2022 - 2023 :
 

RAP : Roger Pascal Andriamitantsoa, sj - notendren'ny Fiombonamben'ny Eveka any Madagasikara ho aumônier eto Roma tamin'ny 23 oktobra 2022.

Filoha : Fanja Ralaimaroavomanana
Filoha lefitra : Suilson Demafilaza
Mpitan-tsoratra : Hanitra Raharisolo sy fr. Sylvain Romuald Ramandimbiarisoa
Mpitam-bola : sr. Ernestine Rasoarimalala

 

_____________________________

Taona Pastoraly 2017 - 2020

RAP Aumônier : Athanase Rafanoharantsoa, sj

Filoha : Rick Dieudonné Ravelomanantsoa
Filoha lefitra : Brigitte Razafinandrasana

_____________________________

Taona Pastoraly 2014-2016

RAP Aumônier : Pierre Emile Rakotoarisoa, sj

Filoha : Hery Eugène Rakotoarisoa
Filoha Lefitra : Hervé Donatien Randrianomenjanahary
Vaomieran'ny Litorjia : Hervé Randrianomenjanahary, Fr. Ricco R..., Francis Randria
Vaomieran'ny fitaovana : Suzanne Ravaosolo, Florine Zavarina, Marie-Jeanne R...
Vaomieran'ny fifandraisana sy serasera: Dorossine Velondaza, Hasina Christine, Hery Rakotoarisoa
Vaomieran'ny FFKM : Rado Ratsimananda, Olga Ralisoa, Brigitte Razafinandrasana, P. Pierre Emile Rakotoarisoa, sj
Vaomieran'ny fitantanam-bola : Carole Velonoro, Fr. Jacquot R, Dama Rakotondrasedo

_______________________________

Taona Pastoraly 2012-2013

RAP Aumonier: Rakotoarisoa Pierre Emile, sj

Filoha : Rado Ratsimananda 
Lefitra : Fr. Vincent Rakotoarivelo, OssT
Tantsoratra 1 : (miandry fanendrena)
Tantsoratra 2 : Rondro Volantsoa
Mpitambola 1 : Caroline Velonoro 
Mpitambola 2 : Suzanne Ravaosolo 
Mpanolotsaina : Dama Rakotondrasedo
Mpanolotsaina : Fanja Ralaimaroavomanana
Mpanolotsaina : Francis Randria 
Serasera : Rondro Volantsoa

_______________________________

Taona Pastoraly 2009-2012

RAP Aumonier : Joseph Rabenirina, sj

Filoha : Rado Ratsimananda
Lefitra : Mananjarasoa Rakotomalala 
Tantsoratra 1 :  Mananjarasoa Rakotomalala (Malala)
Tantsoratra 2 :  Josephe Rabenirina, sj
Mpitambola 1 : Caroline Velonoro 
Mpitambola 2 : Suzanne Ravaosolo 
Mpanolotsaina 1 : Dama Rakotondrasedo
Mpanolotsaina 2 : Fanja Ralaimaroavomanana 
Serasera : Rondro Volantsoa