Tahirintsary

Ireo sary rehetra talohan'ny 2022 dia azonao jerena ao amin'ny site malagasy.it jereo ato


Alahady 5 aprily, alahadin'ny Paka nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja
Sabotsy Masina 2026
Zoma Masina 2026
Alakamisy Masina 2026
Alahady 29 martsa, alahadin'ny Sampankazo nentanin'ny Fraternità Malgascia
Fotoam-bavaka iraisam-pinoana ho fahatsiarovana ny 29 martsa 1947
Alahady 22 martsa, alahady faha-5 amin'ny karemy nentanin'ny ELVIR
Alahady 15 martsa, alahady faha-4 amin'ny karemy nentanin'ny MDMK
Alahady 8 martsa, alahady faha-3 amin'ny karemy nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy
Alahady 1 martsa, alahady faha-2 amin'ny karemy nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 22 febroary, alahady voalohany amin'ny karemy nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja
Alahady 15 febroary, alahady faha-6 mandavantaona nentanin'ny ELVIR
Alahady 8 febroary, alahady faha-5 mandavantaona nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy
Alahady 1 febroary, alahady faha-4 mandavantaona nentanin'ny MDMK
Fotoam-bavaka iraisam-pinoana ho an'ny 'Settimana di Preghiera per l'Unità dei Cristiani'
Alahady 25 janoary, alahady faha-3 mandavantaona nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 18 janoary, alahady faha-2 mandavantaona nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja
Alahady 4 janoary, alahady faharoa amin'ny niavian'ny Tompo, nentanin'ny ELVIR
Alahady 28 desambra, alahady taorian'ny Nahaterahan'ny Tompo nentanin'ny MDMK
Alahady 21 desambra, alahady faha-3 amin'ny Fiaviana nentanin'ny Ekipa Solida