Alahady 19 jolay, alahady faha-16 mandavantaona nentanin'ny MDMK

 

I mompera Arnoldo no nitarika ny Sorona Masina, notronondr'i mompera Robin, Jemse, Désiré. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.