Teny fanentanana

Miarahaba antsika rehetra ! Nifarana tamin’ny alahady 27 jolay 2025 ny taom-pikatrohana 2024/2025. Tamin’ny alahady teo, 07/09/2025, dia nisantatra ny taom-pikatrohana na taona pastôraly vaovao 2025/2026 isika. Nitondra am-bavaka sahady mba hananantsika ny fahasoavana ho entina hamakivaky ny taona... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra ! Nankalaza ny jôbilin’ny mpifindra monina sy ny tontolon’ny misiônera isika ny faran’ny herinandro teo, 4-5 ôktôbra 2025... (tohiny)

Vaovao

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Noely 2024 ny Ankohonana Rasoamanarivo eto Roma. Hahatsapantsika bebe kokoa ny fitiavan'Andriamanitra antsika tsirairay anie ny fandraisana an'i Jesoa...Read more
I masera Maria Annie di Gesù (Sahondra Ramanantsoa al secolo), ao amin'ny Fikambanan-dr'i masera Santissima Trinità, dia hankalaza ny jobily volafotsy naha-relijiozy azy, ny sabotsy 7 desambra 2024...Read more
Tontosa soa aman-tsara ny fitsofandrano ny fanambadian'i BELALAHY Jean sy RAVO Denise ny 24 nôvambra 2024 teo. Tao amin'ny Chiesa San Macuto-Bellarmino no nanaovana izany. Misaotra, mankasitraka...Read more
Manasa antsika rehetra hiaraka hankalaza ny fetin'ny Ankohonana Victoire RasoamanarivoRead more
Notendren’ny papa François ho eveka hitondra ny diosezin’Ambatondrazaka i P. Orthasie Marcellin Harivonjilalaina, pretra avy ao amin’ny diosezin’Ambatondrazaka ihany. Recteur n’ny Seminaire de...Read more
Toerana : Chiesa San Macuto - Bellarmino / Via del Seminario, 120 - 00186 Roma Daty : alahady 23 jiona 2024 Ora : amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro (14:30)Read more
Ny alahady 24 Martsa ho avy izao dia hisy fotoam-bavaka iraisam-pinoana ho an'ny tanindrazana ho fahatsiarovana ny zava-nitranga tamin'ny 29 martsa 1947, hanomboka amin'ny 3 ora tolakandro ka...Read more
Tamin'ny 9 martsa teo no notendren'ny Papa Ray Masina ho evekan'i Miarinarivo i Mgr Jean Claude RAKOTOARISOA, izay vikera jeneralin'ny diosezin'i Tsiroanomandidy no tale nasionalin'ny Pontificie...Read more