Teny fanentanana

FIOMANANA AMIN’NY FIFIDIANANA BIRAON’NY ANKOHONANA RASOAMANARIVO – ROMA (Novambra 2026) FAMPAHATSIAHIVANA Tamin’ny 29 oktobra 2023 no nanaovantsika ny fifidianana ny Biraon’ny Ankohonana Rasoamanarivo – Roma. Lany, ka nandrafitra ny birao, tamin’izany ireto olona ireto : RAHARISOLO Hanitra, Filoha... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra, P. Théophile no nitarika ny sorona masina ny alahady 12 jolay 2026 teo, niaraka tamin-dry môpera Jemse, Mitsinjo, Joslin... (tohiny)

Vaovao

Ny Fiangonana Katolika Malagasy eto Roma - “Ankohonana Victoire Rasoamanarivo” - dia faly manasa anareo hiombom-bavaka amin’ny Sorona Masina ho fankalazana ny fetin’ny Olontsambatra Victoire...Read more
Hisy ny Lamesa ao @ San Tommaso in Formis (via San Paolo della Croce) @ alahady 20 Septambra ho avy izao @ 10:30, ary hisy koa ny fivorian'ny chorale ao aorinan'io Sorona Masina io. Questa domenica...Read more
Ny fanombohana miaraka ny Taona Pastoraly 2009-2010 dia amin'ny Alahady 13 Septambra 2019. Hisy ny Sorona Masina amin'ny 10 maraina ao amin'ny Chiesa San Macuto toa ny mahazatra.Read more