(Zarain'i Frera Désiré an-tsoratra amintsika eto ny fanentanana ataony isaky alahady alohan'ny lamesa amin'izao vanim-potoanan'ny karemy izao) Alahady voalohany amin'ny karemy Mahafaly ahy, Frera Désiré Monfortain, ny manolotra teny tsotra mba hifampizarana amin'izao karemy 2023 izao. Manolotra ho... (tohiny)
Teny fanentanana
Vaovaom-piangonana
Nitarika ny sorona masina tamin'ny alahady 26 mars teo i P. Narindra, notronin-dry môpera isany Barnabé, Faly, Etienne, Jocelin, Fidèle. Isaorana... (tohiny)
Vaovao
Ny Fikambanan'i Jesoa sy ny "Collegio Internazionale del Gesù" ary ny "Collegio San Roberto Bellarmino", dia faly manasa ny rehetra hanotrona ny fanosorana ho Diakra an'i: Francesco Citarda (Italia)...Read more
Miarahaba ny rehetra, ho fahatsiarovana ny fitsingerenan'ny 29 Mars 1947, izay daty manan-tantara eo amin'ny firenentsika, dia hisy fotoam-pivavahana iraisam-pinoana hatao ao amin'ny fiangonana...Read more
Fisaorana sy fankasitrahana no atolotra antsika rehetra tonga (na niombom-bavaka fa tsy afaka) nay alahady 18 oktobra 2009 teo, nandray anjara mavitrika tamin'ny fisaorantsika ny Tompo noho ny amin'i...Read more
Noho ny antony tsy miankina aminay, dia ialanay tsiny etoana fa voatery nafindra sy nakisaka ho ny alahady 18 oktobra 2009 ny fiarahantsika mivavaka arahin'ny sakafo, iarahantsika amin'ireo eveka ray...Read more
Mampatsiahy an-tsika rehetra fa hisy ny famerenan-kira amin'ity asabotsy 3 oktobra amin'ny 4 ora hariva, miaraka amin'ny "Coro Africano" ho fanomanana ny "Rosario per l'Africa" amin'ny asabotsy 10...Read more
Fisaorana sy fankatelemana no atolotro anareo rehetra tonga niombom-bavaka sy niara-nisalahy tamin'ny fanatontosana ny fankalazàna an'i Victoire Rasoamanarivo Olontsambatra, mpiaro ny Ankohonantsika...Read more
Ny Fiangonana Katolika Malagasy eto Roma - “Ankohonana Victoire Rasoamanarivo” - dia faly manasa anareo hiombom-bavaka amin’ny Sorona Masina ho fankalazana ny fetin’ny Olontsambatra Victoire...Read more
Hisy ny Lamesa ao @ San Tommaso in Formis (via San Paolo della Croce) @ alahady 20 Septambra ho avy izao @ 10:30, ary hisy koa ny fivorian'ny chorale ao aorinan'io Sorona Masina io. Questa domenica...Read more
Ny fanombohana miaraka ny Taona Pastoraly 2009-2010 dia amin'ny Alahady 13 Septambra 2019. Hisy ny Sorona Masina amin'ny 10 maraina ao amin'ny Chiesa San Macuto toa ny mahazatra.Read more