Fanasana amin'ny fanosorana ho diakra an'i Fr Lalatina

 

I Fr. Lalatina Rasolofonantenaina sy ny Fianakaviamben'ny zezoita dia faly manasa antsika rehetra hanotrona ireo 12 mirahalahy hosorana ho diakra ny talata 26 aprily 2011 amin'ny efatra ora sy sasany tolakandro, eny amin'ny Chiesa del Gesù, piazza del Gesù, 1, Roma.