Voady voalohany nataon'izy mirahavavy ao amin'ny Fikambanana Maestre Pie Venerini eto Roma.

 

 

Arahabaina izy mirahavavy ao amin'ny Fikambanana "Maestre Pie Venerini", dia Sr Marie Razoeliarisoa sy Sr Alphonsine Marie Françoise Rasoavonjiarilalao, izay nahavita ny voady voalohany nandraisan'izy ireo ny voalin'ny Fikambanana anio 8 desambra 2010.

Misaotra ihany koa ny rehetra izay nitondra am-bavaka  azy ireo ary indrindra tonga nanotrona  na maro aza ny adidy aman-draharaha tokony hosahanina.

 

 

Ny sary rehetra dia ao amin'ny Tahirintsarin'ny Malagasy eto Italia