Fanasana voady farany ataon'i Fr. Judicael.

 

 

 

Manantena ny hanotronantsika maro an'i Fr Judicaël, ocd, hanao voady farany amin'ny talata 14 desambra 2010 ho avy izao.