FIOMANANA AMIN’NY FIFIDIANANA BIRAON’NY ANKOHONANA RASOAMANARIVO – ROMA (Novambra 2026) FAMPAHATSIAHIVANA Tamin’ny 29 oktobra 2023 no nanaovantsika ny fifidianana ny Biraon’ny Ankohonana Rasoamanarivo – Roma. Lany, ka nandrafitra ny birao, tamin’izany ireto olona ireto : RAHARISOLO Hanitra, Filoha... (tohiny)
Teny fanentanana
Vaovaom-piangonana
Miarahaba antsika rehetra. Môpera Charles Arsène (vice-Recteur n’ny UCM) no nitarika ny sorona masina tamin’ny alahady 20 septambra teo, niaraka... (tohiny)
