Tamin-kafaliana no nanotronana sy nitondrana am-bavaka azy 9 mirahavavy, ka ny 8 amin'izy ireo dia malagasy, ao amin'ny Fikambanana Suore di San Giovanni Battista, nandritra ny fanolorantena farany nataon'izy ireo tamin'ny sabotsy 5 septambra 2026.
Mirary anareo hahavità be ao amin'ny Sahan'ny Tompo ao.



















































































































































































































































