Teny fanentanana

Amin'izao fiomanantsika handeha ho any Lourdes izao, dia tiako ny mamerina etoana ny teny fanokafana na famintinana ny fisehoana izay vakiana amintsika eo am-panombohana ny lamesa isaky ny 11 febroary, andro fankalazana an'i Masina Maria niseho tany Lourdes : "I Masina Maria dia niseho in-18 tamin'... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra indray ! Toy izao indray ny famintinana ny fankalazana ny 21 mai 2023 sy ny zavatra vitsivitsy tsara ho fantatra :... (tohiny)

Vaovao

Ho antsika izay afaka dia ny alahady 17 jolay amin'ny 10 ora maraina tsy diso no hanolorako ny Sorona Masina fanaovam-beloma farany an'i Dada, ao amin'ny Chiesa san Macuto, via del Seminario, 120 (...Read more
Faly mandray tànana sy miarahaba an'i Père Abdon tafita soa amin'ny toerana maha- Docteur en Histoire de l'Église azy anio 23 jiona 2011 teto Roma. Misaotra indrindra amin'ny anjara biriky entinao ho...Read more
Sr. Florine Razanamiandrisoa était un témoin vivant du mystère pascal. Elle avait seulement 36 ans quand elle avait accompli sa mission ici sur terre. Pendant six ans, elle avait souffert avec...Read more
Amin'ny Finoana sy Fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Rahavavinay Sr. Florine Razanamiandrisoa dia nodimandry androany 27 mai 2011 tamin'ny ora 11.45...Read more
Manararaotra ny fandalovany eto Roma hamonjy ny fivorian'ny "Justice et Paix" ny evekan'i Mahajanga, i Mgr Roger Victor, dia tonga nanolotra ny lamesa tao amin'ny Ankohonana anio 15 mey 2011...Read more
Araka ny efa fantatry ny maro moa, ary ho an'izay tsy mahalala ihany koa, dia tamin'ny 1 mai 1856 no teraka tao Antananarivo i Frera Rafiringa ary maty tao Fianarantsoa ny 19 mai 1919. Ny 7 jiona...Read more
Fisaorana feno fankatelemana no atolotra antsika rehetra nitrotro am-bavaka, indrindra ireo tonga nanotrona anay 12 mirahalahy tamin'ny fanamasinana anay ho diakra. Andriamanitra Loharanon'ny soa...Read more
Fisaorana sy fankatelemana no atolotro anareo Komity EKAR nikarakara ny Fitsangatsangana tamin'ny Alatsinain'ny Paka iny, faly sady afa-pò ny rehetra, ary zokin'ny afara iny no sady santatra am-...Read more
Ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina Malagasy eto Italia dia faly mampandre sy manasa antsika Malagasy rehetra eto Italia fa ny fankalazana ny andron'ny 29 mars 1947 dia hotanterahina ny Alahady 27...Read more
I Fr. Lalatina Rasolofonantenaina sy ny Fianakaviamben'ny zezoita dia faly manasa antsika rehetra hanotrona ireo 12 mirahalahy hosorana ho diakra ny talata 26 aprily 2011 amin'ny efatra ora sy sasany...Read more