Teny fanentanana

Alahady faha-3 mandavantaona (B) amin'ny 21 janoary 2024 ho avy izao, izay fantantsika koa hoe "Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra". Manentana antsika noho izany ity fankalazana ity mba hamakafaka bebe kokoa hatrany ny hoe "Tenin'Andriamanitra" ary handalina ny fifamatorany amin'ny finoantsika... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Faly miarahaba antsika rehetra indray ! Môpera Daudet no nitarika ny sorona masina ny 21 aprily lasa teo, alahady faha-4 amin'ny Paka (B), notronin-... (tohiny)

Vaovao

Sr Marie Clautilde RAZANADRASOA sy ireo rahavaviny ao amin'ny Tompo ary ny Fikambanan-dr'i Masera Figlie di Maria Ausiliatrice ao Mornese dia manasa antsika hanotrona sy hiombom-bavaka amin'izy ireo...Read more
Misaotra ny Fikambanan-dr'i Masera Mpanompovavikelin'ny Fo Masin'i Jesoa nizara ny fifalian'ny Fetin'izy ireo ny zoma 15 jiona niaraka tamin'ny paroasy Masimbavy Elena etsy amin'ny via Casilina. Sary...Read more
Ny Fikambanan-dri Masera "Figlie di Nostra Signora dell'Eucaristia" eny Zagarolo (Palestrina) dia faly manasa antsika hanotrona an'i Sr Maria Crisitina SOANDROSO sy Sr M Enciya RAMU amin'ny voady...Read more
Miarahaba manokana an'i P. Tsiory isika, miarahaba ireo Rahalahiny rehetra ao amin'ny Fikambanana Trinitera ary miarahaba ny Eglizy Katolika malagasy fa nahazo Docteur ès Théologie Morale. Ny...Read more
Natolotra anio alahady 13 mai 2012 tamin'ny Ankohonana i Père Pierre Emile RAKOTOARISOA, izay notendren'ny Fivondronamben'ny Eveka any Madagasikara hiadidy sy hiahy ny eglizy katolika malagasy eto...Read more
Tonga amin'ny andiany faha-21 ny Festa dei Popoli izay hankalazaina ny alahady 20 mai 2012 ho avy izao eo an-kianja malalaky ny bazilikan'i San Giovanni in Laterano toy ny mahazatra. "L'ospitalità :...Read more
La Congregazione di San Giovanni Battista Precursore annuncia con gioia, che il proprio confratello ELIE RAJAONARIVONY il prossimo 17 giugno 2012 , nella Chiesa Parrocchiale di S.Rocco in Castiglione...Read more
FISAORANA Izahay Mpikambana Marialy, dia mankasitraka sy mankatelina ANAREO REHETRA izay namaly ny antsonay tamin'ny "Antsa amam-pihobiana" izay natao tamin'ny Alahady 22 Aprily 2012 : * ny...Read more
FANASANA Amin-kafaliana lehibe tokoa no hanasanay Mpikambana Marialy anareo havana aman-tsakaiza tsy ankanavaka hanotrona ny Antsam-panahy hataonay ny ALAHADY 22 APRILY 2012 amin'ny 3 ora sy sasany...Read more
Isaorana ireo izay nandray ny Finoana Kristianina an-tsitrapò, manatevin-daharana ny Fiangonana Fianakavian'Andriamanitra velomin'ny Eokaristia! Isaorana ireo mpampianatra katesizy! Isaorana ireo...Read more