Teny fanentanana

Alahady faha-3 mandavantaona (B) amin'ny 21 janoary 2024 ho avy izao, izay fantantsika koa hoe "Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra". Manentana antsika noho izany ity fankalazana ity mba hamakafaka bebe kokoa hatrany ny hoe "Tenin'Andriamanitra" ary handalina ny fifamatorany amin'ny finoantsika... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra ! Môpera Nicolas no nitarika ny sorona masina ny alahady 28 avrily teo, notronin'ireo pretra tonga tao : môpera Barnabé,... (tohiny)

Vaovao

Fr. Henri Joseph, Fr. Henri Désiré, Fr Manitra, Fr. Tahina, Fr. Liva, Fr. Georgéa, Fr. Philibert, ny Fianakaviana Trinitera eto Italia sy any Madagasikara, dia maneho fankasitrahana anareo rehetra...Read more
Ireo diakrantsika, Mamisoa sy Rinja, dia faly manasa antsika rehetra hiombom-bavaka amin'izy ireo amin'ny alahady 14 oktobra 2012 ho avy izao, izay andro hanosorona azy ireo ho pretra any Faratsiho.Read more
Vita soa aman-tsara tany Antsirabe ny fanosorana ho pretra an'i Diakra Daudet Maximilien, OSST, tamin'ny sabotsy 28 jolay 2012 teo. Misaotra an'i Diakra Lalatina nahasolo tena ny Ankohonan'i Roma no...Read more
Izy fito mirahalahy, Fr RALAIHARO Henri Joseph Fr RANAIVOARISAONA Henri Désiré Fr RAFALIMANANA Georgéa Fr RAKOTOHERISOA Tahina Noël Fr RAHARIMALALA Livaniaina Harizo Fr RAKOTONIRINA Yvon Guy...Read more
Miarahaba an'i Sr Maria Cristina tamin'ny Fanolorantena mandrakizay izay nataony tao amin'ny katedralin'i Palestrina ny alahady 8 jolay 2012 teo. Miombom-pifaliana aminy hatrany isika ary mitondra ny...Read more
Misaotra ny Tompo tamin'ny nahazoantsika Diakra iray indray tamin'ny 23 jiona 2012 lasa teo tany Verona. Miarahaba indrindra an'i Fr. Elie Rajaonarivony amin'izany fahasoavana izany ary mirary ny soa...Read more
Ry rahalahy sy anabavy malala, hafaliana lehibe ho ahy ny milaza aminareo fa hohamasinina ho mpisoron’ny Avo indrindra miaraka amin’izy dimy mirahalahy ny tenako ny asabotsy 25 agositra izao...Read more
Ny Fianakaviamben'ny Trinitera, indrindra ny eto Italie, any Espagne ary any Madagasikara, miaraka amin'ny fianakavian'i : Fr RALAIHARO Henri Joseph Fr RANAIVOARISAONA Henri Désiré Fr RAFALIMANANA...Read more
Ny Fianakaviam-ben’ny Masera Orsolina, zanak’i Maria tsy azon-keloka eran-tany, ny Paroasy sy ny distrika ary ny Fianakavian’i : Sr. M. Roseline RAZANAMARIA Sr. M. Catherine RASOANDRINA Sr. M. Denise...Read more
Nankalazaina androany 29 jiona 2012 ny fahafahana manao Sorona Masina indray ao amin'ny eglizy SS Salvatore ao Triflisco, Capua (CE), paroasy izay tantanan'i mompera Paul Bernard, ary notanterahana...Read more