Teny fanentanana

Alahady faha-3 mandavantaona (B) amin'ny 21 janoary 2024 ho avy izao, izay fantantsika koa hoe "Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra". Manentana antsika noho izany ity fankalazana ity mba hamakafaka bebe kokoa hatrany ny hoe "Tenin'Andriamanitra" ary handalina ny fifamatorany amin'ny finoantsika... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra, Misaotra antsika rehetra tonga niara-nivavaka tamin’ny 5 mai teo. Môpera Joslin no nitarika ny sorona masina, niaraka... (tohiny)

Vaovao

Raha mbola tratran'ny fiara sy ny tongotra sy ny fotoana dia eto ihany isika mianakavy mifanotrona fa Ankohonana, iray vatsy sy iray aina Nidina kely nianatsimo noho izany ny avy tatý Roma androany...Read more
ANKALAZAINA ANIE NY TRINITE MASINA Ny Fikambanana Trinitera eto Italia sy any Madagasikara, miaraka amin'ny fianakavian'izy 9 mirahalahy dia faly mampandre sy manasa anareo hanotrona sy hiara-...Read more
Tontosa androany 9 martsa 2013 teny amin'ny Bazilikan'i San Pancrazio ny fanamasinana ho Diakra an'i Fr. Faly sy ireo rahalahiny ao amin'ny fikambanan-drelijiozy karmelitana. I Mgr Fabien...Read more
Amin-kafaliana no hanasana antsika rehetra amin'ny FANAMASINANA ho DIAKRA an'i Fr. Rafalimanana Aina (Faly) mirahalahy avy, ao amin'ny Fianakaviamben'ny karma, ny Sabotsy 09 Marsa 2013 ho avy izao,...Read more
Misaotra antsika rehetra tonga nanotrona an'i Fr Faly, ocd, tamin'ny fanolorantena mandrakizay nataony androany 14 desambra 2012 teny amin'ny Istituto Teresanium, Monteverde. Misaotra ihany koa ireo...Read more
Mamangy sy mirary soa anareo namana sy tapaka ary havana rehetra ao amin'ny Tompo! Misaotra anareo eram-pò eran-tsaina tamin'ny fanohananareo am-bavaka sy fahatongavanareo maro niatrika ny fiarovana...Read more
Niara-paly, nankalaza sy nisaotra an'Andriamanitra niaraka tamin'i Sr Blandine sy ireo rahavaviny ao amin'ny Fikambanan'ny "Suore del Sacro Cuore" ny Ankohonana omaly 8 desambra 2012 tamin'ny...Read more
Ny sary fahatsiarovana dia voarakitra ATO . Am-pifaliana foana no ifanotronona ka mankasitraka antsika tonga maro tamin'ny Fanohanana ny fikarohana nataon'i P. Jean Claude, OSST, androany alatsinainy...Read more
Ny Fikambanana Trinitera, OssT, dia mankalaza ny faha-800 taona nahafatesan'i Md Jean de Matha, mpanorina ny Fikambanana sy faha-400 taona nahafatesan'i Md Jean Baptiste de la Conception, "...Read more