Fanosorana ho pretra an'i Fr Mamisoa sy Rinja, fdp

 

Ireo diakrantsika, Mamisoa sy Rinja, dia faly manasa antsika rehetra  hiombom-bavaka amin'izy ireo amin'ny alahady 14 oktobra 2012 ho avy izao, izay andro hanosorona azy ireo ho pretra any Faratsiho.