Fisaorana avy amin'ireo diakra vaovao fito mirahalahy.

Fr. Henri Joseph, Fr. Henri Désiré, Fr Manitra, Fr. Tahina, Fr. Liva, Fr. Georgéa, Fr. Philibert, ny Fianakaviana Trinitera eto Italia sy any Madagasikara,

dia maneho fankasitrahana anareo rehetra tamin'ny fanohananareo am-bavaka, ary noporofoinareo tamin'ny fanotronana izany tamin'ny fanamasinana anay ho diakra teto Roma tamin'ny asabotsy 1 septambra teo.

Mankasitraka indrindra satria tsy ho voavaly ny hatsarana nafafinareo teny amin'ny làlanay. Ny Trinite ao Ambony no italahoanay handrotsaka ny fahasoavana ilainareo rehetra entina manompo Azy.

___________________

 

Grazie mille a tutti coloro che ci hanno sostenuto e accompagnato, in forme diverse, durante questi mesi della nostra permanenza a Roma.
E a tutti voi, amici e conoscenti, collaboratori e benefattori, per la vostra presenza in quel giorno della nostra ordinazione diaconale, auguriamo che Dio Trinità vi conceda sempre il suo amore e la sua bontà.

 

Fantastici sette 007

Fantastici sette 035

Fantastici sette 073

Fantastici sette 091

Fantastici sette 108

Fantastici sette 115

Fantastici sette 121

Fantastici sette 131

Fantastici sette 187

(Ny sary sy horonana dia efa voalahatra ao amin'ny Tahirintsarintsika Malagasy eto Italia. Misaotra an'i Claudia nanampy betsaka teo amin'ny fakana sary)