Teny fanentanana

Alahady faha-3 mandavantaona (B) amin'ny 21 janoary 2024 ho avy izao, izay fantantsika koa hoe "Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra". Manentana antsika noho izany ity fankalazana ity mba hamakafaka bebe kokoa hatrany ny hoe "Tenin'Andriamanitra" ary handalina ny fifamatorany amin'ny finoantsika... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Faly miarahaba antsika rehetra indray ! Môpera Daudet no nitarika ny sorona masina ny 21 aprily lasa teo, alahady faha-4 amin'ny Paka (B), notronin-... (tohiny)

Vaovao

Hotanterahana amin'ny alahady 12 janoary 2014 ho avy izao ny fifampiarahaban'ny Malagasy rehetra eto Roma sy ny manodidina nahatratra ny taona ka eny amin'ny paroasy Santa Maria Ausiliatrice no...Read more
Amin'ny alahady faha 22 desambra izao no atokan'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo manokana hiaraha-miomana amin'ny fankalazana ny fetin'ny fahaterahan'i Kristy. Koa ao anatin'ny lamesa mandritra...Read more
Tontosa soa aman-tsara ny Lamesa fanaovam-beloma farany teto Roma an'i Mompera RAMANAMISATA Gaston. Ny Mompera Jeneralin'ny PP Saletains no nitarika izany, ary dia nisaotra ny rehetra izy. Rahampitso...Read more
Ny Fikambanan-dr'i maseran'ny Fo Masin'i Jesoa ao via Malta dia faly manasa antsika mianakavy amin'ny Lamesa Masina hankalazana ny faha-25 taona naha-Relijiozy an'i Sr Virginie Raharisoa izay hatao...Read more
Ny Fikambanandr'i Masera Md Joany Batista dia faly manasa antsika rehetra hanotrona sy hitondra am-bavaka ny Fanolorantena mandrakizay ataon'i Sr Bernadette RAHARIMALALA Sr Jeanne Honorine...Read more
Amin-kafaliana hatrany no hiarahabana azy efatra mirahavavy - Sr Jacinta, Sr Holy, Sr Lanto ary Sr Martine - ao amin'ny Fikambanandr'i masera Maestre Pie Venerini, tamin'izao dingana voalohany eo...Read more
Nohon'ny maha-fianakaviana iray antsika dia amin-kafaliana no hilazàna amintsika rehetra, fa ny fanamasinana ho PRETRA an'i Fr Faly, Fr Anicet ary Fr Théophile, ocd, dia hatao any MORAMANGA ny...Read more
Benedicta Sit Sancta Trinitas Hoan'ny Malagasy rehetra ao Roma, ny ankohonana Victoire Rasomanarivo tarihin'i P. Pierre Emile Aumonier, miarahaba antsika rehetra indray. Amin'ny anaran'ny Fikambanana...Read more
Hatao any Teramo amin'ny alahady 9 jiona 2013 amin'ny 11 ora antoandro ny fanamasinana ho diakra ireo frerantsika trinitera 9 mirahalahy avy nanao ny Fanolorantena mandrakizay tamin'ny herinandro...Read more
Feno fifaliana indray ny Ankohonana omaly 2 mey 2013 teo am-panotronana azy 9 mirahalahy trinitera nanao ny Fanolorantenany mandrakizay tao amin'ny bazilikan'i San Crisogono eto Roma. Mirary soa...Read more