Diakra Faly, ocd - voahasina androany 9 martsa 2013

 

Tontosa androany 9 martsa 2013 teny amin'ny Bazilikan'i San Pancrazio ny fanamasinana ho Diakra an'i Fr. Faly sy ireo rahalahiny ao amin'ny fikambanan-drelijiozy karmelitana. I Mgr Fabien Raharilamboniaina no nitarika ny Sorona Masina lehibe.

Mankasitraka antsika Ankohonana tonga maro, misaotra ihany koa ireo nitrotro ity fotoana ity am-bavaka satria tsy afa-nanoatra noho ny adidy aman'andraikitra nahatana. Miarahaba ary mankahery hatrany ny diakrantsika vaovao mba haharitra sy hanompo ny Tompo an-karavoana hatrany.

 

Ny sary sy horonana dia efa ao amin'ny takelaky ny Malagasy eto Italia : Diakra Faly, ocd.