Teny fanentanana

Alahady faha-3 mandavantaona (B) amin'ny 21 janoary 2024 ho avy izao, izay fantantsika koa hoe "Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra". Manentana antsika noho izany ity fankalazana ity mba hamakafaka bebe kokoa hatrany ny hoe "Tenin'Andriamanitra" ary handalina ny fifamatorany amin'ny finoantsika... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Faly miarahaba ny rehetra indray, ny alahadin'ny Sampankazo teo dia i mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina notronin'i mômpera isany : Nicolas... (tohiny)

Vaovao

Atao any Loreto ny alahady 5 jolay izao ny lamesa famaranana ny taom-pikatrohana 2014-2015 ka any Loreto no hanaovana azy. Isaorana ny Filohan'ny Chorale tamin'ny hevitra izay efa nampitainy tamin'ny...Read more
Ry havana mpiray tanindrazana, izahay mpampianatra katesizy ao amin’ny Fiangonana "Sacro Cuore Prati" dia manasa ny rehetra izay afaka mba hamonjy ny fety zay karakarainay ho famaranana ity taom-...Read more
Isaorana an'Andriamanitra fa tanteraka soa amantsara ny fanoloran-tena mandrakizay nataon'i Sr. Njarasoa tany Anagni ny 25 aprily 2015. Ny alahady nanaraka an'iny, ny 26 aprily, dia nandeha niara-...Read more
Ho an'izay tonga nivavaka ny alahady 19 aprily teo dia nahita fa nanomboka nisokatra tamin'io alahady io ny varavaram-be fidirana ao am-piangonana. Tsy mila miditra avy ery amin'ny varavarana...Read more
Masera Njarasoa ao amin’ny Fikambanan-dry Masera Cistercensi della Carità ad Anagni dia manasa antsika hitondra am-bavaka azy amin'ny fanoloran-tena mandrakizay izay ataony ny asabotsy 25 aprily 2015...Read more
Notontosaina ny asabotsy 14 marsa tao amin'ny lasapelin'ny mompera karma teny amin'ny Piazza San Pancrazio ny fanosorana ho diakra an'i frera Ratovoson Honoré ocd. Maro ireo Malagasy nanatrika izany...Read more
Miarahaba an'i mompera Blaise voahosotra ho Mpanompon'ny Avo omaly 5 janoary 2015 tany Pianura, Naples. Nisy solontena vitsivitsy avy amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo Roma notarihan'i zoky...Read more
Natao ny alahady 21 desambra ny kilalaon'ny Noely izay niarahana tamin'ireo fikambanana isan-tsokajiny teto amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo eto Roma. Nahitana ny tsianjerin'ny ankizy sy ny...Read more
Manasa antsika amin'ny voady mandrakizay ataony i frera Honoré Ratovoson avy ao amin'ny Karma. Izany dia hatao ny 15 desambra 2014 amin'ny 16:30 ao amin'ny Chapelle Teresianum, Piazza San Pancrazio 5...Read more
Hafaliana ho an'ny Fikambanan-drelijiozy vokasionista ny manasa antsika rehetra hiombom-bavaka sy hiombom-pifaliana ary hanotrona azy ireo amin'ny fanosorona ho Pretra an'i Edi Blaise ANDRIANONY, sdv...Read more