Jobily volafotsy naha-relijiozy an'i Sr Virginie

Ny Fikambanan-dr'i maseran'ny Fo Masin'i Jesoa ao via Malta dia faly manasa antsika mianakavy amin'ny Lamesa Masina hankalazana ny faha-25 taona naha-Relijiozy an'i

Sr Virginie Raharisoa

izay hatao ny alahady 08 desambra 2013 amin'ny 4 ora sy sasany tolakandro ao amin'ny eglizy Santa Brigida, via delle Isole, 34 - Roma.

Aorian'ny sorona masina dia hiaraka hikorana kely isika mianakavy.

 

(ny bus mankeny dia ny laharana 38 eo amin'ny Termini, ny 80 miala avy eo Piramide/Paritigiani, ny 80B miainga eo Piazza Venezia, ary ny 89 miainga eny piazzale Clodio dia mandalo Metro Flaminio. Ny toerana hidinana dia eo amin'ny "Liceo Giulio Cesare" : jereo ATO ny toerana)

 

srvirginie1 srvirginie2