Teny fanentanana

Alahady faha-3 mandavantaona (B) amin'ny 21 janoary 2024 ho avy izao, izay fantantsika koa hoe "Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra". Manentana antsika noho izany ity fankalazana ity mba hamakafaka bebe kokoa hatrany ny hoe "Tenin'Andriamanitra" ary handalina ny fifamatorany amin'ny finoantsika... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Faly miarahaba antsika rehetra indray ! Môpera Daudet no nitarika ny sorona masina ny 21 aprily lasa teo, alahady faha-4 amin'ny Paka (B), notronin-... (tohiny)

Vaovao

Tanteraka soa amantsara ny fetim-piangonana izay natao ny 26 oktobra 2014, fety natao hahatsiarovana ny olontsambatra Victoire Rasoamanarivo izay mpiaro ny ankohonana Katolika eto Roma. Tao amin'ny...Read more
Araka ny fanaontsika mahazatra eto amin'ny paroasy dia misintaka kely isika isaka ny lamesa famaranana ny taona. Koa amin'ity taona ity dia ny alahady 27 jolay 2014 no hanaovana ny lamesa famaranana...Read more
Ny Fikambanan'ny Masera Md Josefa avy any Aosta, indrindra i Sr Suzette, dia manasa anareo ray aman-dreny, zoky sy zandry, tapaka sy namana ato amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo hiara-...Read more
Ny Fikambanan-dr'i masera Filles de Notre-Dame au Mont Calvaire dia manasa ny Ankohonana manontolo, sy ireo tapaka sy namana rehetra hanotrona ny voady mandrakizay ataon'i Sr Marie Thérèse...Read more
Tanatin'ny fotoana fankalazana ny Fo Masin'i Jesoa no nanamasinana ihany koa an'i Fr Blaise, vokasionista, ho diakra androany 27 jiona 2014. Atolotra azy ny fiarahabana sy ny firariantsoa mba...Read more
Vita soa aman-tsara indray ny Festa dei Popoli 2014 izay fety nokarakarain'ny Misionera Scalabriniani niaraka tamin'ny Caritas sy Migrantes eto amin'ny diosezin'i Roma. Fety izay natao indrindra ho...Read more
Dia nasandratry ny Papa Fransoà ho olomasina ny 27 aprily teo ary ny Papa Joany faha-23 sy ny Papa Joany Paoly faha-2. Sambany teo amin'ny tantara no nisian'ny fihaonana papa 4 toa ny tamin'iny...Read more
Ny Fikambanana Vokasionista (Pères Vocationnistes), misaotra an’Andriamanitra noho ireo voaantso : Fr Andrianony Edson Blaise (Madagascar) Fr De Filipe Daniel Cardona (Colombia) Fr Ukwenya John...Read more
Il Coro Cattolico Malgascio Victoire Rasoamanarivo per contribuire allo sviluppo della Cappellania Cattolica Malgascia a Roma è lieto di invitarvi al suo Concerto di canti spirituali seguito da un...Read more
- ny alahady 16 martsa : ho avy hamangy antsika eto amin'ny Ankohonana ny mpiandraikitra ny Festa dei Popoli, ka ho fanomanana izany dia ho avy haka sary antsika malagasy ato am-piangonana izy ireo,...Read more