Fanolorantena mandrakizay ataon'ireo maseran'i Md Joany Batista

Ny Fikambanandr'i Masera Md Joany Batista dia faly manasa antsika rehetra hanotrona sy hitondra am-bavaka  ny Fanolorantena mandrakizay ataon'i

Sr Bernadette RAHARIMALALA

Sr Jeanne Honorine RAZAFINIRINA

Sr Joséphine RAMANANDRAIBE

Sr Isabelle Aimée RANJAVOLA

Sr Marie Angeline RANJARASOANARIVO

Sr Marie Sandra RAHARIMALALA

izay hatao ny alahady 29 septambra 2013 amin'ny 5 ora hariva ao amin'ny Casa Generalizia, Via Casale San Pio V, nr 1 - Roma

 

Immagine pag. 1 Immagine pag. 2