Voady mandrakizay ataon'izy sivy mirahalahy trinitera

 

ANKALAZAINA ANIE NY TRINITE MASINA

Ny Fikambanana Trinitera eto Italia sy any Madagasikara, miaraka amin'ny fianakavian'izy 9 mirahalahy dia faly mampandre sy manasa anareo hanotrona sy hiara-misaotra an'Andriamanitra amin'ny Fanolorantena mandrakizay izay hataon'izy ireo ny alakamisy 2 mey 2013, amin'ny 6 ora hariva eny amin'ny Bazilikan'i San Crisogono, Piazza Sonnino 44, Roma.