Fanosorana ho pretra an'i Frera Faly, ocd

 

Nohon'ny maha-fianakaviana iray antsika dia amin-kafaliana no hilazàna amintsika rehetra, fa ny fanamasinana ho PRETRA an'i Fr Faly, Fr Anicet ary Fr Théophile, ocd, dia hatao any MORAMANGA ny alahady 21 jolay 2013 hoavy izao.

Koa dia mangata-bavaka amintsika mianakavy.