Raha mbola tratran'ny fiara sy ny tongotra sy ny fotoana dia eto ihany isika mianakavy mifanotrona fa Ankohonana, iray vatsy sy iray aina ![]()
Nidina kely nianatsimo noho izany ny avy tatý Roma androany 30 aprily 2013, nanatevin-daharana ny Ankohonana any Naples nanatrika ny "Maitrise" (laurea magistrale in communicazione educativa) nataon'i Sr Clarisse izay nitondra ny lohahevitra : "La communicazione in famiglia : nuove sfide e possibili cambiamenti".
Misaotra ny rehetra tamin'izay fitiavana be naseho azy izay ary miarahaba sy mirary an'i Sr Clarisse hisondrotra amin'ny ambony hatrany.

Ny sary sy horonana dia efa milahatra ATO.