Nampidirin'i rondro ny Sat, 24/10/2026 - 20:50 I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina. Niaraka nanolotra izany taminy ry mompera Thierry sy Eugène, i aumônier ary i diakra Roch. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia niaraka tamin'i masera Odette.