Fandraisam-boaly tao amin'ny Fikambanana Maestre Pie Venerini eto Roma.

 

Amin-kafaliana hatrany no hiarahabana azy efatra mirahavavy - Sr Jacinta, Sr Holy, Sr Lanto ary Sr Martine - ao amin'ny Fikambanandr'i masera Maestre Pie Venerini, tamin'izao dingana voalohany eo amin'ny fanolorantenan'izy ireo izao izay natao omaly 10 aogositra 2013. Mitozoa hatrany ary mahareta hatramin'ny farany e !

Misaotra ny Ankohonana, relijiozy sy lahika, nanotrona azy ireo, misaotra ihany koa ireo nitrotro am-bavaka na tsy afaka tonga aza.

 

Sary fahatsiarovana : Voady Maestre Pie Venerini 2013.