Alahady 27 septambra, alahady faha-27 mandavantaona nentanin'ny Elvir

 

I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina, niaraka tamin-dr'i mompera Fulgence, Martin (pretra frantsay dominikanina), Joslin ary i aumônier. Ny ELVIR kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.