Inviato da rondro il Gio, 10/01/2026 - 19:27 I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina, niaraka tamin-dr'i mompera Fulgence, Martin (pretra frantsay dominikanina), Joslin ary i aumônier. Ny ELVIR kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.