Tahirintsary

Ireo sary rehetra talohan'ny 2022 dia azonao jerena ao amin'ny site malagasy.it jereo ato


Alahady 13 septambra, alahady faha-24 mandavantaona nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 6 septambra, alahady faha-23 mandavantaona nentanin'ny Zanaky ny Diosezin' Ambanja
Fanolorantena mandrakizay nataon'izy 9 mirahavavy ao amin'ny Fikambanana 'Battistini'
Sorona Masina fisaorana an'Andriamanitra sy fanomezam-boninahitra farany an'i masera Charline, trinitera.
Sorona Masina ho an'ny fialantsasatry ny fanahin'i masera Christine, fnse
Alahady 26 jolay, alahady faha-17 mandavantaona nentanin'ny ELVIR
Alahady 19 jolay, alahady faha-16 mandavantaona nentanin'ny MDMK
Alahady 12 jolay, alahady faha-15 nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy
Alahady 5 jolay, alahady faha-14 nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 28 jona, alahady faha-13 nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja
Fanoloran-tena mandrakizay nataon'izy mirahavavy ao amin'ny Fikambanana Trinitera
Fanamasinana ho diakra an'i Fr Amédé Christopha Tolala, SDB
Alahady 21 jona, alahady faha-12 mandavan-taona nentanin'ny ELVIR
Alahady 14 jona, alahady faha-11 mandavan-taona nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy
Alahady 7 jona, alahady manaraka ny Trinite Masina nentanin'ny MDMK
Fankalazana ny faha-100 taona nahatongavan'ny misionera trinitera tany Madagasikara
Alahady 31 mey, alahady fankalazana ny Trinite Masina
Alahady 24 mey, alahadin'ny Pantekôty nentanin'ny Ekipa Solida
'Rosario per la Pace ' niarahana tamin'ireo fiangonana vahiny anatin'ny Diosezin'i Roma
Alahady 17 mey, alahady faha-6 fankalazana ny Paka nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja