Alahady 12 mey, alahady fahafito amin'ny Paka, nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy

 

Niara-nanolotra ny Sorona Masina tamin'i mompera Mamy i mompera Tolotra, i aumônier ary i mompera Etienne. Ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.