Toeram-pivavahana

Hatramin'izao aloha dia ny Collège Bellarmino, izay isaorana lehibe tokoa, no nanome ny lasapely San Macuto ho an'ny Ankohonana.

 

 

Paka 2010

Ny adiresy dia Via del Seminario, 120, akaikin'ny Panthéon - jereo eto amin'ny sarintany ny toerana.

________________

Ireto izany ireo toeram-pivavahana mety hisy Malagasy na koa amin'ny teny frantsay azonao aleha rehefa eto Italia

 

Regione Lazio

ROMA RENIVOHITRA

- Isaky ny alahady amin'ny 9:30 maraina ao amin'ny Ankohonana katolika Victoire Rasoamanarivo : lamesa amin'ny teny malagasy.

Toerana: (Chapelle San Macuto/Bellarmino) Via del seminario 120 - Roma.

- Isaky ny alahady ao amin'ny Paroisse St. Louis des Français, amin'ny teny Frantsay.

Toerana: Piazza San Luigi dei Francesi, Roma

 

Regione Triveneto

Lamesa ho an'ny finoana katolika

Diocesi di Treviso
lamesa amin'ny teny frantsay (afrikanina)

Toerana: Treviso, Chiesa di San Zeno (cripta)
isaky ny alahady amin'ny 11 ora maraina

Pretra mpiandraikitra: Don Jean Baptiste Kalimba
Adiresy: Canonica di San Trovaso
Tel: 0422/380526 – 339/8310502
e-mail: yezamar@alice.it

 

Diozezin'i Verona
lamesa amin'ny teny frantsay (afrikanina)

Toerana: Parrocchia Carlo Steeb
Piazza Frugose, 8 - 37132 Verona
isaky ny alahady fahatelon'ny volana amin'ny 11 ora maraina

Pretra mpiandraikitra: Adami Davide
Adiresy: Piazza Frugose, 8 - 37132 Verona
Tel: 045/977790
e-mail: rimtodavide@yahoo.it

 

Diocesi di Vicenza
lamesa amin'ny teny frantsay (afrikanina)

Pretra mpiandraikitra: Don Abel Celestin Andriamihaja

Adiresy: Piazza del Comune, 28 - 36051 Creazzo (VI)
Tel : 0444/520585 – 349/4188566
e-mail: hajabel@yahoo.fr

Toerana 1: Creazzo, Chiesa di S. Marco Evangelista
isaky ny alahady amin'ny 11 ora sy sasany  maraina
Toerana 2: Villanova, Abbazia
indray alahady isam-bolana amin'ny 4 ora tolakandro

Diosezin'i Vittorio Veneto
lamesa amin'ny teny frantsay (afrikanina)

Pretra mpiandraikitra: Don Upartho Godefroy

Adiresy: Via Europa 1 – 31020 San Vendemiano (TV)
Tel: 327/3444405
e-mail:

Toerana: Conegliano, Cappella Casa Toniolo

 

Diosezin'i Trieste

lamesa amin'ny teny frantsay

Pretra mpiandraikitra: Don Hermann Ramanantoanina, ocd

Adiresy: via Ascoli 2, 34136 TRIESTE

Tel: 040/410070 (int.25) – 348/2285659

e-mail: rahermann22@yahoo.fr

Toerana: Sala San Tommaso, Via Carmelitani 10, Trieste

isaky ny alahady fahaefatry ny volana amin'ny 6 ora sy sasany hariva

 

Regione Campania

Lamesa ho an'ny finoana katolika