Alahady 14 jona, alahady faha-11 mandavan-taona nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy

 

I mompera Julien no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin-dr'i mompera Eugène, Frésie, Toky, Germain ary i aumônier. Ny Fiombanan'ny Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.