Alahady 21 aprily, alahady faha-efatra amin'ny Paka nentanin'ny MDMK

 

I mompera Daudet no nitarika ny Sorona Masina izay notronin'i mompera Faly sy mompera Joslin. Ny MDMK kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.