Alahady 20 septambra, alahady faha-25 mandavantaona nentanin'ny MDMK

 

I mompera Charles Arsène, tale lefitry ny UCM izay mandalo eto Roma no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin’i mompera Daudet sy i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.