Tahirintsary

Ireo sary rehetra talohan'ny 2022 dia azonao jerena ao amin'ny site malagasy.it jereo ato


Alahady 4 janoary, alahady faharoa amin'ny niavian'ny Tompo, nentanin'ny ELVIR
Alahady 28 desambra, alahady taorian'ny Nahaterahan'ny Tompo nentanin'ny MDMK
Alahady 21 desambra, alahady faha-3 amin'ny Fiaviana nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 14 desambra, alahady faha-4 mandavantaona nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy
Alahady 7 desambra, alahady faha-2 amin'ny Fiaviana nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja
Alahady 30 novambra, alahady voalohany amin'ny Fiavian'ny Tompo nentanin'ny Fraternità Malgascia
Alahady 23 novambra, alahady faha-34 mandavantaona nentanin'ny ELVIR
Alahady 16 novambra, alahadim-bokatry ny Ankohonana amin'ity taona 2025 ity
Alahady 9 novambra, fankalazana ny nitokanana ny Bazilika ao Latran
Alahady 2 novambra, alahady faha-30 mandavan-taona nentanin'ny Ekipa Solida
Sabotsy 4 sy alahady 5 oktobra, nankalazana ny Jobilin'ny Mpifindra Monina
Alahady 28 septambra, alahady faha-26 mandavantaona nentanin'ny ELVIR
Fanolorantena mandrakizay tao amin'ny Fikambanana Sacro Cuore di Gesù di Ragusa
Alahady 27 aprily, alahady faharoa manaraka ny Paka nentanin'ny ELVIR
Paka 2025
Sabotsy Masina 2025
Zoma Masina 2025
Alakamisy Masina 2025
Alahady 13 aprily, alahadin'ny Sampankazo nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy
Alahady 6 aprily, alahady faha-5 amin'ny karemy nentanin'ny Ekipa Solida