Alahady 15 martsa, alahady faha-4 amin'ny karemy nentanin'ny MDMK

 

Ny Sorona Masina dia niarahan'i mompera Faly sy ireo pretra vitsivitsy eto Roma sy manodidina nanolotra. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.