Nampidirin'i rondro ny Sun, 15/03/2026 - 19:26 Ny Sorona Masina dia niarahan'i mompera Faly sy ireo pretra vitsivitsy eto Roma sy manodidina nanolotra. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.