Tahirintsary

Ireo sary rehetra talohan'ny 2022 dia azonao jerena ao amin'ny site malagasy.it jereo ato


Alahady fahatelo amin'ny Paka nentanin'ny ELVIR
Alahady faharoa amin'ny Paka nentanin'ny MDMK
Fanamasinana ho diakra an'i fr. Simon Rabemaharavo, sj
Alatsinain'ny Paka teny Acilia
Paka 2023
Sabotsy Masina 2023
Zoma Masina 2023
Alakamisy Masina 2023
Alahadin'ny Sampankazo sy Fijalian'ny Tompo
Alahady fahadimy amin'ny Karemy, nentanin'ny ELVIR sy vavaka niraisam-pinoana ho an'ny Tanindrazana ny tolakandro
Alahady fahaefatra amin'ny Karemy, nentanin'ny MDMK
'Récollection' hiomanana amin'ny Paka nentanin'ny relijiozy
Alahady faharoa amin'ny karemy, nentanin'ny Vondrona Saint Augustin
Alahady voalohany amin'ny Karemy nentanin'ny ELVIR
Alahady fahaenina mandavantaona nentanin'ny Vondrona Saint Augustin
Fitsofan-drano ny Jiro Masina nentanin'ny Relijiozy
Alahady fahadimy amin'ny volana janoary, nentanin'ny Fikambanana Fraternità Malgascia
Fifampiarahabana taom-baovaon'ny Ankohonana
Alahady faharoa tsotra mandavan-taona nentanin'ny MDMK
Sorona Masina nentanin'ny Relijiozy