Famaranana ny taona pastoraly 2022/2023 nentanin'ny Fraternità Malgascia

 

Alahady namaranana ny taona pastoraly 2022/2023 teny amin-dr'i maseran'i Md Joany Batista, notarihin'i aumônier ary niarahany nanolotra tamin'i mompera Désiré. Ny Fikambanana Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia. Notohizana tamin'ny fiaraha-mikoranan'ny mpianakavy ny fotoana amin'ny maha-Ankohonana antsika.