Alahady 23 jolay, alahady faha-16 mandavantaona nentanin'ny ELVIR

 

Sorona masina notarihin'i mompera Narindra ary notronin'i mompera Faly, mompera Désiré ary i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.