Alahady 11 jona, alahady manaraka ny Trinite Masina, nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy

 

I mompera Etienne no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ry mompera Barnabé, Joslin, Faly ary i aumônier. Ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Nankalaza ny tsingerin-taona nahaterahany koa moa izy mirahalahy isany ireto tamin'ity herinandro ity.