Fanolorantena mandrakizay nataon'i masera Marie Prisca sy Marie Colette ao amin'ny Fikambanana Battistini

 

Mankasitraka ny Ankohonana tonga nanotrona an'i masera Marie Prisca sy Marie Colette tamin'ny nanoloran'izy ireo tena  mandrakizay teo anoloan'ny mamera jeneralin'ny Fikambanan'i San Giovanni Battista teto Roma, anio 9 septambra 2023. Mahavità be ianareo mirahavavy ao amin'ny Sahan'ny Tompo !