Fankalazana ny fahadimampolo taonan'i mompera Alain sy masera Julie

 

Koranam-pianakaviana tsotra nefa tena nahafinaritra no nanasan'i mompera Alain sy masera Julie ny Ankohonana omaly alahady 14 mey nanamarihan'izy ireo ny fankalazana  ny nahatratrarany ny 50 taona.

Rary soa bevata ry izy mianadahy amin'ny lalàna mihazo ny 50 taona manaraka !