Alahady 16 jolay, alahady faha-15 mandavantaona nentanin'ny M.D.M.K.

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina. Nanotrona azy tamin'izany i mompera Hugues sy mompera Barnabé. Ny M.D.M.K no nanomana sy nanentana ny litorjia.