Inviato da hanitra il Lun, 05/08/2023 - 14:53 Nitarika ny Sorona Masina i mompera Hasimanana notronin'i aumônier sy mompera Claudy ary mompera Narindra. Ny vondrona Saint Augustin kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.