Alahady 7 mey, alahady fahadimy anatin'ny Paka

 

Nitarika ny Sorona Masina i mompera Hasimanana notronin'i aumônier sy mompera Claudy ary mompera Narindra. Ny vondrona Saint Augustin kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.