Alahady 2 jolay, alahady faha-13 mandavantaona nentanin'ny Vondrona Saint Augustin
Inviato da rondro il Lun, 07/03/2023 - 00:45
I aumônier no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ry mompera Etienne sy Narindra ary i diakra Fabrice. Ny vondrona Saint Augustin no nanomana sy nanentana ny litorjia.