Tahirintsary

Ireo sary rehetra talohan'ny 2022 dia azonao jerena ao amin'ny site malagasy.it jereo ato


Alahady sady andro voalohan'ny taona 2023 nentanin'ny Vondrona Saint Augustin
Noelin'ny Ankohonana nentanin'ny ELVIR
Alahady farany amin'ny Fiaviana nentanin'ny MDMK
Fiatahana masina natao teny amin'ny Catacombe di San Calisto
Sorona Masina notarihan'i mompera Athanase mialoha ny hodiany any an-tanindrazana
Fandraisan'ny eveka mpanampin'ny Diosezin'i Roma ny aumônier vaovao
Famindram-pitantanana ny Ankohonana teo amin'ny aumôniers roa tonta
Famangian'ireo eveka ny Ankohonana amin'izao fandalovan'izy ireo eto Roma izao